Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola Tsimbazaza, 25 novambra 2025 Lany nasiam-panitsiana ary nasiam-panovana, amin'ny ampahany, tamin’ny tsangan-tanana ny volavolan-dalàna mifehy ny Tetibolam-panjakana 2026 (PLFI 2026). Nanatrika ny fotoana hatrany ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐞𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚, Dr RAMIARISON Herinjatovo, sy ireo teknisiana mpiara-miasa aminy. #PLFI#MEF_Madagasikara#MEF_Madagascar